Izaho Tianao

Ely El'rah

Izaho Tianao


Ely El’rah feat Eric Mc


Ely El’Rah : Hono ho aho , Madimoazely e
Saika hanotany aho mo va ianao tia ahy
Zaho mantsy te hiteny , fa matahotra sao ianao tsy mila ahy


Tiko ho heno anie ’lay feoanao miantso hoe Ely oh
Fa na ho ela na ho aingana dia tsarovy fa hiandry aho


Ao mba tantaraiko zay Rehetra ao anaty foko ao
Fa ny ahy no tena ilaiko dia tsy misy hafatsy ianao


Na ho sarotra aza ny lalana dia tsy “quoi” fa hiafiko ihany
Zaho ity anie tsy manana hafatsy ianao eto antany


Rf: Any izay malalako izay e
Mila anazy eto anilako zaho
Mba ho lavitry ny tomany

Zaho tia anao oh! x2


Eric Mc: Mba fanirina anie lay isan’andro lay mitafatafa hiara-dalana aminao

Isan’andro isan’andro dia ilaiko tsiky malefaka atolotrao


Tiko ho tsapanao fa misy fitia anatiko ao
Matokisa baby ,fa tsy hamitakanao aho oh


Androany no ilazako ,Andrinao aho manomboka anio
Dia ho mandrakizay “toujours” fitiavana madio


Na ho sarotra aza ny lalana dia tsy “quoi” fa hiafiko ihany
Zaho ity anie tsy manana hafatsy ianao eto antany


Rf: Any izay malalako izay e
Mila anazy eto anilako zaho
Mba ho lavitry ny tomany

Zaho tia anao oh! x4


·