Izaho sy ianao
El-kacim
Izaho sy ianao
Fitiavan-tsika tohy ny voninkiazo , tsara fofona e !
Nokolohiko mba tsy halazo , fa be fitiavana be he…
Zah anao fa ianao anah , irahy fitia
Ka na ady sarotra han… ny antsika efa ho doriha .
Fa tiko ho ahy irery ianao io …
Efa nafohiko anao daholo ny amiko manontolo
Ka tsisy hasakana na iza hanaratsy
Fa ny masaka ato ampo ! de izao sy ianao
( REFRAIN … )
ka naizanaiza misy anao dia tiko ho hisy ahy
Ohatry ny hoe tsy hafa misaraka fa tena tia
Efa vita fatomaty ilay fitia fa aza manahy ianao e ! ( 2 X … )
Zany ilay fitia hieeeee … ( 3 x …)
Ilay fitia hieeeee .
Ilay tsikinao sy tambitambinao
Ireo matamana zah , hefa ainao .
Ilay horokoroka sy safosafo , feno fitiavana
Avy aminao …
Ilay fitia izay tato anatiko nafohiko anao daholo , satria ianao no tiko mba ho ahy irery
Ilay voady mandramaty raiso toy ny tontontolo tsy ho fona raha tsy tonga ny farany e ! ( 2 X … )
( REFRAIN … )
…