IZAHO NO HENDRY

Tselonina

IZAHO NO HENDRY


Izaho moa no hendry ry Mama ô ô !
Izaho moa no hendry, izaho moa no hendry
Tsy mba nangala-tsiramamy na nangala-nisotro ronono
Izaho moa no hendry ka aza vonoina
Izaho moa no hendry, izaho moa no hendry
Izaho moa no hendry ry Mama ô ô !
Ka hividiano kiraro


Izaho moa no hendry ry Dada ô ô !
Izaho moa no hendry, izaho moa no hendry
Tsy mba namonomono ankizy na nila ady taminy koa
Tsy naka ny kilalaon’i Zery,
Joueur an’ny Sirikavy ô,
Izaho moa hendry ry Dada ô ô !
Iviadiano baolina kitra


Isika moa no hendry rankizy ô ô !
Isika moa no hendry, isika moa no hendry
Nahay ny izy sy tsy izy, samy mpianatr’Ikaky sy Ineny
Tsy misy samy maka ho azy,
Tsy misy milalao irery ô
Isika moa no hendry rankizy ô ô !
Tandremo, tandremo sao very


·