Izahay dia hifaly ao amin'i Jesosy

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Izahay dia hifaly ao amin’i Jesosy


Izahay dia hifaly ao amin’i Jesosy oh(*3)
satria Izay no Andriamanitray
Izay hataonay dia ho an’i Jesosy (*3)
satria Izy no mpamonjinay
Ny andronay dia ho an’i Jesosy (*3)
satria Izy no mpanjakanay


ny fitiva-tena, ny fankahalana dia tsy ahatonga anao any an-danitra
sao mihevitra ianao fa ity fiainana ity tsy hitohy intsony f’efa tapitra
ka hanaovanao ireo adalana izay tsy fantatrao fa ny satana re
aoka fotsiny fa tsy zakanao ny andro farany


miova hialao ny toetra ratsy
miova mba hitovy amin’ny dada pasy
tsy hitory afatsy ny fahamarinana
zay pasipaoro hidirana amin’ny fiadanana


mibebaha tsy angano ny afobe
ka hoe hiaraka hitono vomanga be
fa ianao aloha dia tsy ho afabela amin’izay hatao
ka i lavarambo hitanisa izany eo antsofinao


·