IZA MOA AHO

Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha

IZA MOA AHO


IZA MOA AHO ?
Nandova ota hatrany am-bohoka aho
Nanao izay nampalahelo Anao
Nefa dia notiavinao Jesosy
Tsy navelanao raha tsy azonao


Ref : Iza moa aho no nofidinao ?
Iza moa aho no notendrenao ?
Iza moa no nantsoinao Jesosy ?
Mpanota mahantra aho, nanalavitra Anao


Nandeha ny fotoana, lehibe aho
Ka nankamamy ireo ratsy fanao
Tsy kivy Ianao fa nananatra ahy hatrany hatrany
Satria tianao hiverina Aminao


A/C : Christian


·