Isika tia

Ny Mpitory

Isika tia


Ry Malala,
aoka hifankatia isika
Fa avy amin’Andriamanitra
Ny Fitiavana


‘Zay rehetra tia, Dia naterak’Andriamanitra
Sady koa, Mahalala an’Andriamanitara
Fa izay tsy tia,
Dia tsy mahalala Azy


Ry Malala,
aoka hotsarovantsika
Fa avy amin’Andriamanitra
Ny Fitahiana


Na izay ho fitafy,
Na koa izay ho sotroina
Na izay hoanina
Tsisy ho adinoina


Fa Izy rehefa tia
Dia tena tia, Matokia


Ry Malala,
aoka hifankatia isika
Fa avy amin’Andriamanitra
Ny Fitiavana


Isika tia,
Ilay Mpitia,
Dia hiaradia


·