Isika rehetra izao
Chorale Taratr'i Maria
Isika rehetra izao
Isika rehetra izao
Fiangonanan’i Jesoa Tompo
Atambatry ny Fanahy: - ho VATAN’I KRISTY
Atambatry ny Fanahy - ho FAINAKAVIAN’NY RAY
E! mifankatiava - e! mihavana
E! mifankatiava - e! mihavana
‘zao no hafatr’i Jesoa Tompo - mifankatiava
Fa mpianatro ianareo - mifankatiava
Mofo iray ifanapahana - mifankatiava
Kalisy iray no isotroana - mifankatiava
E! mifankatiava - mifankatiava
E! mihavana - mihavana