Isika rehetra
Antoko Mpihira MORIA
Isika rehetra
ref:Isika rehetra milaza fa mpino
No indraindray tsy mino
Fa Andriamanitra telo izay iray
No indraindray adino
Rehefa voatambin’ny vola be sy ny harena
Jereo fa ianao mivavaka lava izao
Kanefa ny ampitso dia hafa indray no atao
Ny marina nekena dia indro fa lavinao
Jesosy izay Tompo toa tsy mba tsaronao
Ny hafa mahantra toa tsy mba resahinao
Ny vola mpandova no toa Andriamanitrao
Kanefa tsarovy ny tany anie ka boribory
Ianao mifaly dia mbola hitomany