Isika razandry

BEAUZAKA (Tarika Mala)

Isika razandry


ISIKA RAZANDRY


Refrain
Isika razandry e
Tsy taitra amin’izany
Ny akama leity e
Mbola eo ihany


Couplet 1
Lasa nandeha nankaiza
Dadamalala
No lasa tsy ankiteniteny
Indrisy fa nanjary
Namanala
Ilay fitiavany mamy
Tamin’i neny


Dia napetrany eto
Isika roalahy
Napetrany sy nilaozany
Tokoa
Hay ve leity ratsy fanahy
Ilay dada noheverina
Ho mpanasoa


Refrain


Couplet 2


I neny izay nifikirana
Sy nifaharana
Dia lasa Nanaraka
Ny olon- tiany
Izay izany letsy
No fandaharana
Angamba isika e
Zaza tsy mba niriany
Koa mitraka leity
Fa lehilahy
Mbola hisy ny masoandro
Mihiratra
Raha mihezaka anie
Isika roalahy ho tafita e
Sy hamirapiratra


·