ISAORANAY

NY Kalo

ISAORANAY


Isaoranay Ianao Ry Tompo ô!
Ny nanomezanao izao fotoana izao
Ny nanoloranao fahasoavana
Koa deraina anie ny anaranao


Mifalia, miravoa ry novonjena ô!
Mazotoa, mandrosoa ho an’ny Tompo ianao
Maneke sy minoa Ilay Mpanavotra
Dia Jesoa, Ilay malalao


A/C: Zaka Roger


·