IRERY

HEROZ

IRERY


IRERY


Mitaraina irery ato anaty, ilay fo mitempo izay
Mitady ilay anjarany any, tany an-toeran-davitra
Fa manirery, toy ny volana
Na ilay masoandro iray, toa aizina ho ahy


Ref:
Fitiavana alavitra, ka manembona ilay silam-panahy
Ka nanoratra mba ho sento sisa ireo alahelo
Ary handalo fotsiny ireo


Manantena fa indray andro any
Dia mbola ho anilanao indray
ka ho foana hatreo ireo tomany
Ka hisolo hasambarana


Ref:


Fitiavana alavitra, ka manembona ilay silam-panahy
Ka nanoratra mba ho sento sisa ireo alahelo
Ary handalo fotsiny ireo


FACEBOOK : https://www.facebook.com/HeroZ-Rock-Band-965862693599318
YOUTUBE: https://www.youtube.com/watch?v=9BRi2U-DNPY


·