Iraho ny Fanahy
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Iraho ny Fanahy
Iraho ny Fanahinao
Hameno anay Tompo ô
Hampahazava anay
Ary koa hitarika anay
REF:
ahidino Tompo ô,
Ahidino mba hanampy anay
Hafataranay tokoa
Izany lala-marinao
Fanahy Masina ô avia
Tomoera anatinay
F’Ianao ilay fanilo
Mpanaza ny fiainanay