Io ravin-kazo io anie
Rianala fy aro
Io ravin-kazo io anie
Io ravin-kazo io anie
Enjehin’olo maro be
Io ravin-kazo io anie
Hankalaina koa fa hoe : ny eto tany tan-dalàna e
Ka tsy mila an’io intsony ,nosamborina gadrana e
Ireo mpidoroka rongony o…
Nefa io tsy mampaditra e
Fa mampalasa tia mozika
Ka namoronanay ny vazo oh
Aveo ny ravin-kazo oh..
Fa io ooooo
Io ravin-kazo io anie
Enjehin’olo-maro be
Io ravin-kazo io anie
Avy amin’ny bob marley
Sady io tsy mampaninona
Fa manainga ilay feeling
Ary io no tena tiko o
Ilay ravina ankifito o
Ravi-maina maintso fito oh
Dia mahasolo vitamine
Na ny androany sy ny ampitso oh
Tige iray tsy mampaninona