Io no didy

Barry's

Io no didy


Refrain 1:
Fitiavana, fifankatiavana
Io no didy, napetraka
Miraisa, mifandraisa tánana
F’izaho sy ianao, zanak’Andriamanitra (2 fois)


Couplet 1:
Handeha hizara fitia amin’izao tontolo izao
Handeha torio fa Kristy, nampianatra mba hifankatia
Ho porofointsika indray : anio, ampitso, mandrakizay
F’izaho sy ianao dia iray, satria zanaky ny Ray


Refrain 1:
Fitiavana, fifankatiavana
Io no didy, napetraka
Miraisa, mifandraisa tánana
F’izaho sy ianao, zanak’Andriamanitra (2 fois)


Couplet 2 :
Mifankatiava ianareo, tahaka ny nitiavako anareo
F’izany no hafany : namako ô, ndao hifankatia (2 fois)


Refrain 2 :
Hatrany, hatrany am-paran’ny tany
Handeha hizara ilay tena fitiavana
Vaovao mahafaly ho an’ny olon-drehetra
Fitiavana, fitia tsy manam-petra (3 fois)
Fitiavana, fitia tsy manam-petra…
Fitiavana, fitia tsy manam-petra….


Barry’s & Les Adelines (Titre : “Io no didy” - A/C : Tonton Rafily)
Album : “Fiderana mafana” (Mai 2010)
Groupe Barry’s : Barry’s - Mamy Andria - Tex - Toky
Les Adelines : Eric - Fafah - Johary - Lanja - Marius - Michel - Ranto - Romelyce - Tojo


·