Iny lala-miakatra iny

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Iny lala-miakatra iny


Iny lala-miakatra iny e)
Lalan-tokana iray)
Iny lalan-tokana iny e)
Lalana hoany amy Ray) (Indroa)



  1. Vavahady kely ety)
    No idirana mankao)
    Tsy mba lalana vaventy)
    Lalan-tery tsotr’izao) (Indroa)


Ref:


(Hoy Jeso ô):
“Lalana sy fahamarinana aho,
(ary fia-) ary fiainana,
Tsisy afaka ho any amy Ray
(afa-tsy) amin’ny alalako”


Iny lala-miakatra iny e)
Lalan-tokana iray)
Iny lalan-tokana iny e)
Lalana hoany amy Ray) (Indroa)



  1. Raha misalasala ianao)
    Dia miovà(a) dieny izao)
    Matokia ny tomponao)
    F’izy no fiainam-baovao) (Indroa)


Ref:
(Hoy Jeso ô):
“Lalana sy fahamarinana aho,
(ary fia-) ary fiainana,
Tsisy afaka ho any amy Ray
(afa-tsy) amin’ny alalako”


Vavahady kely ety
No idirana mankao
Tsy mba lalana vaventy
Lalan-tery tsotr’izao
Raha misalasala ianao
Dia miovà(a) dieny izao
Matokia ny tomponao
F’izy no fiainam-baovao


Ref:
(Hoy Jeso ô):
“Lalana sy fahamarinana aho,
(ary fia-) ary fiainana,
Tsisy afaka ho any amy Ray
(afa-tsy) amin’ny alalako”


·