Inty aho jeso

FEO MIRINDRA

Inty aho jeso


Jeso,mpanota aho nefa mbola natsanganao ho zanakao
Ka nafoinao ny ainao,nalatsakao ny ranao
Hividianano ahy


Ref: Inty aho jeso,raiso ho anao
Tafio ny fahamarinanao
Ho mendrika ny ho zanakao
raiso ho mpanomponao matoky anao


Jeso maty ho anao
Aza lavinao ny famonjeny,tsy misy fetra
Atolory azy ny fiainanao
Aza manjeny andro lava izao


·