Inty aho iraho aho

Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega

Inty aho iraho aho


I) Mahatsapa tena loatra aho Jeso fa diso famindra
(Kanefa) Nefa vonona aho ankehitriny mba hanantona Anao(mba hanantona)
Koa inty aho ry Tompo ô
Eny inty aho iraho
(Fa vo) Fa vonona aho ho miaramilanao
D.C


fiv: Tsy ho kivy hisedra ireo fakam-panahy
(Tsy hatahotra) Tsy hatahotra ireo mpanenjika
(Eny mantsy ô ô) Tsy hilefitr’amin’ny fahavalo


II) Tsisy azoko antenaina Jeso raha mbola eto an-tany
(Tsy misy) Tsisy azoko hiafarana koa raha tsy aminao ihany (raha tsy aminao)
Koa inty aho ry Tompo ô eny inty aho iraho
(Fa a) Fa ankehitriny ho mpanaraka anao


·