Inty aho, iraho aho

S.A Voatsinampy

Inty aho, iraho aho


Raha izao hatrizay,
tsy mbola misy tiako hafa tsy ianao
ka na fifaliana ,na ranomaso
dia hisaorako anao ry ray!
ref: ka ny fiainako jesosy รด!
d’efa anao aho mandrakizay
miantso ahy ianao hoe :
iza no ande ho irako
de hoy aho hoe: inty aho iraho!!
Hanadratra anao aho
f’efa nanitona ahy hiakatra ianao
ka tsy nataonao fifalin’ny fahavalokao
dia hisaorako anao ry ray


·