Inona no mahaory ?

Erick Manana

Inona no mahaory ?


Tonony : Erick Manana
Feony : Erick Manana


Inona no mahaory ?


Ny salegin’ny any avaratra any ô
Mahorakoraka finaritra
Mifaly havanja ery ka ravo
Mitsiky, mitomany
Mifankatia ery ka sambatsambatra


Fiv.
Inona e ? Inona e ? Inona e, e,e,e ?
Inona no mahaory antsika rô ?
Tsy handrandranana fihavanana
Soloy hira sy lamozika
Ny adim-poko tsy nanambina
Inona no mahaory antsika rô ?
Tsy hifankatia, tsy hifampitantana
Fa efa ela loatra ity tanintsika ity
No nitady fiombonana
E, e, a ! E, e a ! E, e, e, a, a, a !


Ny tsapikin’ny any atsimo any ô
Mandihindihy mbamin’ny ranomasina ô
Velon-tsinkjaka avokoa, mitorajofo irony tany
Trombantrombam-pitiavana


·