INONA NO HAVALIKO AN'I JEHOVAH

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

INONA NO HAVALIKO AN’I JEHOVAH


Inona no havaliko an’i Jehovah
Noho ny soa rehetra
Soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran’i Jehovah
Inona no havaliko an’i Jehovah
Noho ny soa rehetra
Soa rehetra nataony tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ny anaran’i Jehovah
Hanefa ny voadiko amin’i Jehovah aho
Dieny eo anatrehan’ny olona rehetra
Eo anatrehan’i kianjan’i Jehovah
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia!
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Eo afovoanao ô! ry Jerosalema
Haleloia! Haleloia!


·