INONA NO HAVALIKO
AMPIZIFA
INONA NO HAVALIKO
Inona no havaliko an’i Jehovah
Noho ny soa (Noho ny soa nataony tamiko)
Tamiko (Noho ny soa nataony tamiko)
(Noho ny) Noho ny soa rehetra nataony tamiko
(Noho ny soa) Noho ny soa nataony tamiko
Inona no havaliko an’i Jehovah
Noho ny soa (Noho ny soa nataony tamiko)
Tamiko (Noho ny soa nataony tamiko)
(Noho ny) Noho ny soa rehetra nataony tamiko
(Noho ny soa) Noho ny soa nataony tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Hiantso ny (Ka hiantso ny Anarany)
Jehovah (Ny Anaran’i Jehovah)
(Ny Anarany) Ny Anaran’i Jehovah no antsoiko, no antsoiko (no antsoiko)
Ny Anarany no antsoiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Hiantso ny (Ka hiantso ny Anarany)
Jehovah (Ny Anaran’i Jehovah)
(Ny Anarany) Ny Anaran’i Jehovah no antsoiko, no antsoiko (no antsoiko)
Ny Anarany no antsoiko
(Hanefa ny voadiko aho) Amin’i Jehovah aho
(Eo anatrehan’ny olony) Sy ny Tempoliny
(Eo afovoan’ny Tranonao) Ry Jehovah ô!
Eo afovoan’ny Kianjanao ry Jehovah ô!
Eo anatrehan’ny olonao ry Jerosalema ô!
(Hanefa ny voadiko aho) Amin’i Jehovah aho
(Eo anatrehan’ny olony) Sy ny Tempoliny
(Eo afovoan’ny Tranonao) Ry Jehovah ô!
Eo afovoan’ny Kianjanao ry Jehovah ô!
Eo anatrehan’ny olonao ry Jerosalema ô!
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)