INONA NO HAVALIKO

Feon'ny fiderana

INONA NO HAVALIKO


Inona re no havaliko anao
Oh ry tompo Andriamanitra oo
Noho ny soa izay nafafinao
Tamin ireto zanakao


Inona re no avaliko anao
Oh ry ray be fitiavana
Tamin’izay rehetra nataonao
Dia nahasoa anay


Tsy hitsahatra ankalaza anao aho
Oh ry tompo Andriamanitra oh
Fa nirahanao ny zanakao
Mba hamonjy anay


·