INONA NO HAVALIKO

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

INONA NO HAVALIKO


Inona havaliko an’i Jehovah (Noho ny soa rehetra)
Soa rehetra nataony tamiko (Handray ny kapoaky ny famonjena aho)
Ka hiantso ny anaran’I Jehovah
Inona no havaliko an’I Jehovah (Noho ny soa rehetra)
Soa rehetra nataony tamiko


Handray ny kapoaky ny famonjena aho,
ka hiantso ny anaran’I Jehovah
Hanefa ny voadiko amin’I Jehovah aho dia ny eo anatrehan’ny olona rehetra
Eo anatrehan’ny kianjan’I Jehovah
Eo afovoanao o ry Jerosalema Haleloia, haleloia (x2)
Haleloia, haleloia


·