INONA NO AVALIKO?

NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE

INONA NO AVALIKO?


I- NAFOINAO NY LANITRA, FIANDRIANANAO
NAFOINAO ILAY RAY, MALALANAO
NIDINA TETY IANAO, NANAIKY HO TSINONTSINONA
NOVONOINA IANAO, NOHO NY AMIKO


 Ref: JESOSY Ô, INONA NO AVALIKO ANAO

NY SOA REHETRA, NATAONAO TAMIKO
NY PITI-DRA NALATSAKAO, TSY VOAVIDY NY AIKO
JESOSY Ô, INONA NO AVALIKO


I- NOSOTROINAO ILAY RANO, TSY TINAO
NENTINAO NY ENTAKO, NY HELOKO MAVESATRA
NAHIRATRAO NY MASOKO, NATSANGANAO NY TONGOTRO
NOSITRANINAO NY ARETIKO, KA SITRANA AHO
Ref: JESOSY Ô, INONA NO AVALIKO ANAO
NY SOA REHETRA, NATAONAO TAMIKO
NY PITI-DRA NALATSAKAO, TSY VOAVIDY NY AIKO
JESOSY Ô, INONA NO AVALIKO


·