Inoako fa ho any aho

AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)

Inoako fa ho any aho


1- Hifarana ny tany ( tsy ho ela intsony izany)
Tsy maintsy ho avy izany ( hiova ny ety fa) x2
Paradisa no efa miandry (ireo voaantso) ireo voafantina


Ref : Anisan’ny ho any aho ( tena inoako)
Ny toerana efa miandry ( vonona aho)
Tena inoako izany,(tsy manahy aho) any ny anarako
Tsy natao haharitra ny eto
Mandalo, mandalo
Efa akaiky ilay mateza
Miomàna , miomàna


2- Maro ny fisedrana (nefa tsy mahakivy)
Tsy mora ny hombana ( aoreno ny fi)
Ny finoana no atao ampinga x2
Fa ho mpandresy ianao


Anisan’ny ho any aho …. x2


·