Injany misy feo
SLK Ambohidroa
Injany misy feo
Njany misy feo izay miantso avy any an’efitra
Amboary ataovy mahitsy ny lalan’I Jesoa
Iay manery anao hanadino sy hapandefitra
Ireo filibana fanao taloha
Ireo mpanalalana no efa indro manaitra anao
Tsy horesin-tory na koa variana amin’ny kilalao
Fa jehova anie dia ho tonga amin’ny andro tsy fantatra,
tsy mba mapandre toa mpangalatra
Koa ny fomba ratsy izay zary tonga sakaizanao
Halaviro ataovy toy ireny fasam-bao
Fa satana koa tsy mijanona mihazakazaka
Sy misintona ho any an-davaka