INJANY FEON'ANJELY
Antokom-pihira Vetson'i Siona
INJANY FEON’ANJELY
Injany feon’Anjely
Toa manako endrey
Miredona toa miavaka
Midera anao Tompo ô
Miantsoantso anao, ny voninahitrao
Miantso mafy hoe : Masina
Feon’anjomara sy antsiva
Manerana ny lanitra sy ny tany
Milaza fa ianao irery no tompoina
Ka antsoina hoe : Masina
Feno ny hasinao izao rehetra izao
Ka hosoavina anie ny anaranao
Ka ny haja sy dera anao Tomop ô
K’ilazanay hoe : Masina