Ingao

Amboaram-peo Hoby Vontovorona

Ingao


Key D


[Ingao ny hira
hanomezam-boninahitra ny Tompo, hanakoako mafy
Ingao hanakatra lanitra ôô
Ingao ny hira,
entintsika hiderana ny Tompo
hanakoako mafy
Ingao hisandratra lavitra. ] ×2


[Mendrika hoderaina ny Tompontsika
fa avo indrindra sy tena lehibe.
(Ingao) Ingao ny hira (Ingao) Ingao ny hira.
Ingao ny hirantsika hanakoako mafy hanerana ny tany ho ren’izao tontolo izao. ]
×2


Ingao ny hira
hanomezam-boninahitra ny Tompo, hanakoako mafy
Ingao hanakatra lanitra ôô
Ingao ny hira,
entintsika hiderana ny Tompo
hanakoako mafy
Ingao hisandratra lavitra.


A/C Ndriana Rolando


·