Indro nisava ny haizim-pito

Antokom-pihira Vetson'i Siona

Indro nisava ny haizim-pito


I. Indro nisava ny haizim-pito
Nandrakotra ny tany fa tonga ny Mesia
Samia mihiaka miantso mafy hoe
Noely, noely
Foana sy gina ny gidragidra
Fa kosa hafaliana no entin’ny Noely


II. Mireondreona ny feon’anjely
Mihoby, mankalaza (ka mankalaza)
Ny hasin’ny Mesia (ilay Mesia)
Hoby sy dera tao Betlehema
Samy niantsoantso (niantsoantso)
Gloria, Gloria (Gloria)


© Vetson’i Siona


·