INDRO MISY LAKILE

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

INDRO MISY LAKILE


Indro misy lakile
Mahatoky ka
Ento raha mandeha
Eny n’aiza n’aiza toerana alehanao
Io no lakile


Mpivahiny ianao ka sasatra sy reraka
Any lavitra any
Eny n’aiza n’aiza toerana alehanao
Io no lakile
Vavaka ihany
Vavaka ihany
Tokana ihany (x3)
Tokana Ny lakile


·