ILAY TSY MANDAO

ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)

ILAY TSY MANDAO


Misedra ireo olana mandia ady sarotra
Ny lalam-piainanao a
Atopa any onja sy rivo-mahery
Nefa tsy irery ianao


REFRAIN: …
Fa Jesosy no tsy mba mandao
Ilay Namana akaiky anao
Tsy mba mandatsa fa mankahery
Mamihina ny sandrinao


Mahatsiaro irery ka mila ho very

Fa ny hafa efa nandao
Tsy misy iankinana fa toa very hevitra
Nefa ao Ilay tsy mba mandao


REFRAIN: ..


·