Ilay tatsambo
Hira évangelique samy hafa
Ilay tatsambo
Ilay tatsambo nandao fianakaviana
Naniratena hamonjy fitoriana
Na sendra onja na rivotra mahery
Mahatoky anao aho jesosy kapiteny
Ka ho deraiko lalan-dava anie
Ny anaranao jesosy oh
Ka ho deraiko lalan-dava anie
Mandrakizay ny anaranao
Hatraiza hatraiza izao diako
Ry kapiteny moa ve mba fantantrao
Tsy amam-bolana fa aman-taona
Mahatoky anao aho fa tsy hanaonao foana
Ka ho deraiko …
Oh ry jesosy tantanonao ny dia
Arovinao ireo ondry izay nania
Na maro aza izany ady ety
Mahatoky anao aho mandrakizay doria
Ka ho deraiko …x2