Ilay tany masina
Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Ilay tany masina
- Nisy nanolotra ho vonoina ny tompo(ou ou…)
Nohelohina, novonoina ho faty(ou ou…)
Ka ny ainy, natolony ho antsika e(ou ou …aann…)
Ho fanavotana izao tontolo izao(ou ou…)
‘Lay tany masina a, nilavoanao Jesoa ô
‘Lay tany masina a, nandatsahanao ny ranao e
Io ’lay Kalvery, (ou ou ou)
Io ’lay Kalvery, (ou ou ou)
- Nosatrohina fehy loha tsilo(ou ou …)
Nampitondraina ianao, ’lay hazo fijaliana e(ou ou…)
Nolefonina ka latsaka ny ranao(ou ou…an an…)
Ho famonjena an’izao tontolo izao
‘Lay tany masina a, nilavoanao Jesoa ô
‘Lay tany masina a, nandatsahanao ny ranao e
Io ’lay Kalvery, (ou ou ou)…namonoana anao
Io ’lay Kalvery, (ou ou ou)…nandatsahanao ny ainao