ilay nofidiko

Jaja

ilay nofidiko


1- (*2)
Hatramizay ka hatramizao d niaradalana!
Niarak’eny foana foana nifampitantana!
Tao ny mangidy sy ny mamy
tao ilay fitiavana!
Ireo fitsapana nifangaro efa
niaretana


Ref:
ianao lay efa nofidik’ô!
ny akaikinao no fifalina
ianao lay efa mb nirik’ô!
Zaho efa resinao!


2- Akehitriny isika rou de ifamatotra
hanao reo voady
eto anatrehan’Andriamanitra
tsy ho nofy intsony
ilay fity f’efa tanterakaaa!
De ny tsodrano avy amin’ny Ray de ho
mandrakizay!


Ref:(2x)


Zay misy anao no misy ahyi!
Manjoa anao marary ahy
fo sy ny saina amam-panahy
efa natao ho iray


·