ILAY MESIA
Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
ILAY MESIA
Fitiavana lehibe nomen’ny Ray
Nafoiny ho antsika ny zanany ’lay Mesia
Tonga hamonjy ahy sy ianao no niaviany
Hobio hifalio ny famonjeny
Ref: ’lay Mesia, Jesoa Kristy, mpamonjy tia, nietry tety
Raiso izao ao am-ponao fa tiany ianao
Ilay Mesia (nirahin’ny Ray)
Mba hamonjy (hamonjy ahy)
Ahy sy ianao tsy foiny ianao tena tiany ianao
Fitiavana lehibe nomen’ny Ray
Nafoiny ho antsika ny zanany ’lay Mesia
Tonga hamonjy ahy sy ianao no niaviany
Hanadio ny fonao sy ny fanahinao
Ôôô…….
Voninahitra ho any @ avo indrindra
Ôôô…….
Fiadanana ho an’ny olony Amen