ILAY MESIA
STK FJKM Ambatomena Antananarivo
ILAY MESIA
Terak’izao Jesoa Tomponao
(Terak’izao Jesoa Tomponao)
“Tonga hamonjy
Zanaka adala
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
“Tonga hamonjy
Zanaka adala
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
Nirahina ho’ety
Hidina ety an-tany
Hamonjy ireo nania
Dia Jesoa Izy ilay Mesia
“Tonga hamonjy
Zanaka adala
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
Nirahina ho’ety
Hidina ety an-tany
Hamonjy ireo nania
Dia Jesoa Izy ilay Mesia
“Tonga hamonjy
Zanaka adala
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
(Yele yele le Jehovah)
Yele Yele
Yele Yele, Yele Yele
Yele Modimo
‘Ndao hitsaoka
‘Ndao hisaotra
‘Lay Jehovah
(Jehovah)
Yele Yele
Yele Yele, Yele Yele
Yele Modimo