Ilay masoandro

ALOMA

Ilay masoandro


Ireo masoandro efa teo
Lasa rendrika
Nambambo ny mbola eo
Efa aloka


Nefa ireo masoandro izay mbola eo
Toy ireo tsy miteny ireo
La la la


Ankehitriny aza moa
Toa lasa avokoa
Nandositra ny feo
Nentin ny fo


Nefa ireo masoandro izay mbola eo
Toy ireo ankizy izay efa teo
Ary ny ampitso indray
La lala


·