ILAY FITIAVANA

AMPIZIFA

ILAY FITIAVANA

Andriamanitra Fitiavana ho antsika
nahafoy Ilay Tokany Malalany indrindra
ho famonjena ny mino
tsy hisy ho very izay mandray Azy tsy ho adino

Hampanjakao ao am-potsika ny Fitiavana
fifandeferana ilaina, fitiavan-tena aoka hialana
ny tendrimpo tsy namana aoka hifadiana
ilay Fitiavana no ataovy ambony indrindra

Didy lehibe indrindra ny Fitiavana
io no famantarana fa mpianany isika
izay mitoetra amin’ny Fitiavana
no mitoetra ao amin’Andriamanitra Ray

·