ILAY FAMONJENA
Feon'ny fiderana
ILAY FAMONJENA
E! Taona dia tsy hita ilay famonjena vita
Nataon’ny Tompo taminao
Fa izaho sy ianao niala sy nandao
Niafina nandositra ny Ray
*Ô (miomanà)×2,eny miomana
Hihaona amin’Andriamanitra
Fa tsy hafa miala hiseho fitsarana
Izay mbola hanadinana anao
Loza samihafa natao fitsapana
Mba hampibebaka anay
Nefa toa vao mainka nandositra tsy tana
Nanaraka izao tontolo izao