Ilaiko ny Herinao
Pepe Shine
Ilaiko ny Herinao
Toy ny tany karakaina
Ka mila rano Mangetaheta aho
Ilay ranon’oran’ny Fanahy
Maniry mafy anie aho
Ny hokasihiNao indray
Avia Fanahy oh
Tsy manaiky aho Fanahy oh
Rahay tsy kasihiNao indray
Ilaiko ny heriNao (x2)