IFONAKO

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

IFONAKO


Solo :
( Ifonako aminao ry Tompo
Ireo ota izay vitako
tsy mendrika aho ny hiantso ny anaranao
Mba raiso aho ho isany zanakao ) 2×


Ref :
Choeur :
( Ianao ilay Ray be Fitiavana sy be Indrafo
Tsy mba manavaka na dia mpanota tokoa )


( Be fitiavana sy be indrafo
Tsy manavaka
na dia mpanota tokoa )


Solo :
( Ô mamela ny heloko Ianao Jesoa
Diovy aho Sasao ny Ranao soa )


Solo :
( Maro ireo adisoana izay vitako
Ka nampalahelo anao ry Ray
Tsy nankatoa ireo Teny izay nomenao
Amboary aho ho olom-baovao ) ×2


·