Ifonako

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Ifonako


Tsy haiko ny hangina tsy hisaotra Anao
Tsy haiko ny tsy hankalaza ny Anaranao

Isaoranay Ianao namonjy anay
Na tsy mendrika ity mpanomponao


Izao rehetra izao, miantso Anao
Sy mankalaza, tsara Ianao
Ifonako aminao Jesoa
ireo adalako
Ity re aho raiso ho Anao
Fa vonon-kanompo anao

Na tsy mendrika aza aho ry Ray ny ho zanakao
Mba ataovy ho isan’ireo panomponao


·