Ianareo no vavolombelona
Asafia Ambodihady
Ianareo no vavolombelona
(Fa ianareo teto Amiko hatramin’izay
Ka niombom-peo sy nankato
Fa tia ny Ray) x2
Vavolombelona hanambara
Fa tena misy izay voalaza
Hobio Jesoa hobio Jesoa
Torio ireo teny soa
Vavolombelona hanambara
Fa tena misy izay voalaza
Tsara tokoa tsara tokoa
Mamin’ny fo ’lay Jesoa
(Inona moa no ataonareo mihoatr’ireny
Hamafy soa, hiasa koa, hitory teny) x2
Vavolombelona hanambara
Fa tena misy izay voalaza
Hobio Jesoa hobio Jesoa
Torio ireo teny soa
Tsara tokoa tsara tokoa
Mamin’ny fo ’lay Jesoa
OooH…
A/C: Lalaina Davidson