Ianareo no fanasin'ny tany
Tarika Miantefa
Ianareo no fanasin’ny tany
Ianareo no fanasin’ny tany
Jesosy Tompo no milaza izany
Isika izao ko hitondra hazavana
Izany re no baiko tsy azo ialana
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an’i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao
Dieny mbola tsy tonga matsatso
Sy tsy mba sendra ny fiaina-mikatso
Dieny mbola tsy very hazavana
Andeha ny fatotra rehetra hovahana
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an’i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao
Efao ny adidinao ety
Efao fa trosam-pitia
Ireo namantsika andeha hitorio
Mba hanam-piaina madio
Atolory an’i Jesoa ny fonao
Fa Izy hitahiry ny fahazavanao