Ianao Yaweh

David Israƫl

Ianao Yaweh


‘Lay taloha anio ary ho avy indray
Jesosy, Jesosy
Eo an-tananao ny fiainako rehetra
Jesosy Mpanao fahagagana Ianao (x2)


Ianao Yaweh, Ianao Yaweh
Ianao Yaweh, Ianao Yaweh
Ianao Yaweh, Alfa sy Omega
Ianao Yaweh, Alfa sy Omega


‘Lay taloha anio ary ho avy indray
Jesosy, Jesosy
Eo an-tananao ny fiainako rehetra
Jesosy Mpanao fahagagana Ianao


Ianao Yaweh, Ianao Yaweh
Ianao Yaweh, Ianao Yaweh
Ianao Yaweh, Alfa sy Omega
Ianao Yaweh, Alfa sy Omega


‘Lay taloha anio ary ho avy indray
Jesosy, Jesosy
Eo an-tananao ny fiainako rehetra
Jesosy Mpanao fahagagana Ianao


Ianao Yaweh, Ianao Yaweh
Ianao Yaweh, Ianao Yaweh
Ianao Yaweh, Alfa sy Omega
Ianao Yaweh, Alfa sy Omega


Ianao Yaweh, Ianao Yaweh
Ianao Yaweh, Ianao Yaweh
Ianao Yaweh, Alfa sy Omega
Ianao Yaweh, Alfa sy Omega


(Feon-kira)


Ianao no Yaweh, Alfa sy Omega


Ianao Yaweh, Ianao Yaweh
Ianao Yaweh, Ianao Yaweh
Ianao Yaweh, Alfa sy Omega
Ianao Yaweh, Alfa sy Omega


·