Ianao Tiako
Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana
Ianao Tiako
1_ Ray ô! Mila Anao aho
Hanoro lalana izao
Fa mahatsiaro very
Sy irery any aho
Ka mitady Anao
Nitondra ahy sy ny fiainako
Sy ny momba ahy
Refrain :
Ianao Ray nitantana ahy
Sy anao hatramin’izao
Tompo ô! Ianao,tiako
2_ Ray ianao mila ahy
Satria zanakao aho
Miara-amiko,amboary aho
Ho tena toa Anao
Satria Ianao fitiavako
Ianao Ray no fiainako
Sy ny ho aviko.
Refrain……..
Ho Anao Tompo o!
Ny dera aman-daza
Ho Anao ihany koa
Ny voninahitra……
Refrain………