Ianao, tiako

John Oabmar

Ianao, tiako


O, O, Mitenena,
O, O, lazao ahy
O, O, avereno,
omeo ahy, lazao ahy
Tiako ianao
omeo ahy, lazao ahy
Tiako ianao


O, O, Mitenena,
O, O, lazao ahy
O, O, avereno,
omeo ahy, lazao ahy
Tiako ianao
omeo ahy, lazao ahy
Tiako ianao


Vao mijery ny endrikao,
Vao mandre ny feonao
Dia nieritreritra fa tojo
ilay anjarako ao
Vao mijery alavitrao
Maminavina ny ho avy aho
Dia tsy misy hafa tsy ianao
no ato am-poko


O, o, o ,o, o
O, o, o ,o, o
O, o, o ,o, o
O, o, o ,o, o


O, o, tsara indrindra,
O, o, ianao
O, O, avereno,
omeo ahy, lazao ahy
Mila anao


Vao mijery ny endrikao,
Vao mandre ny feonao
Dia nieritreritra fa tojo
ilay anjarako ao
Vao mijery alavitrao
Maminavina ny ho avy aho
Dia tsy misy hafa tsy ianao
no ato am-poko


Vao mijery ny endrikao,
Vao mandre ny feonao
Dia nieritreritra fa tojo
ilay anjarako ao
Vao mijery alavitrao
Maminavina ny ho avy aho
Dia tsy misy hafa tsy ianao
no ato am-poko


O, o, o ,o, o
O, o, o ,o, o
O, o, o ,o, o
O, o, o ,o, o


·