Ianao no Ray
100% Gospel
Ianao no Ray
Na Inona na iza
Tsy misy ataoko amboninao
Na fanahy na hery, tsy misy mahatohitra Anao
O Ray, Zanaka, Fanahy
Mifehy izao rehetra izao
Tsy misy mahatohitra Anao
Na Inona na iza
Tsy misy ataoko amboninao
Na fanahy na hery, tsy misy mahatohitra Anao
O Ray, Zanaka, Fanahy
Mifehy izao rehetra izao
Tsy misy mahatohitra Anao
Ref:
(x2)Ianao no RAY
Mpanjakanay, Andriamanitray e!
Fiderana, Fankalazana ho Anao
Ny laza sy ny dera,
ny haja voninahitra,
Fahefana, Fanjakana, efa Anao hatry ny taloha
O Ray, Zanaka, Fanahy
An-tongotrao miankohoka aho
Manaiky aho misandrata Ianao
Ref:
(x2)Ianao no RAY
Mpanjakanay, Andriamanitray e!
Fiderana, Fankalazana ho Anao
…..
(x2)Ianao no RAY
Mpanjakanay, Andriamanitray e!
Fiderana, Fankalazana ho Anao
A/C: Koloina Sandrinah