Ianao no itokiako

Toky Fitia & Zouky Andry

Ianao no itokiako


Jesosy o ianao ilay fitarainako
Ianao mahalala ny tantaram-piainako
na mande aho na mitoetra
fantatrao ny amiko rehetra


Na malahelo aho na falifaly
tsy misy miafina aminao zany rehetra izany
rehefa miantso aho dia indro ianao
manoro ahy izay atao


REF: Jesosy o ianao no irery ihany
ianao ihany no itokiako
zay momba ahy apetrako an-tananaoe
ny hoavy sy izay iriako


Ianao lay mahay manome
zavatra tsy takatry ny saina marobe
mino aho fa hainao
ny hanova ny fiainako ho vaovao
mahatoky anao aho Jesosy aa


·