IANAO NO HERIKO

ISAAC DE PAUL

IANAO NO HERIKO


Ianao no heriko
Ianao no tanjako
Andrin’ny fiainako tontolo
Ianao no harenako sy fiharenako
Very aho Tompo o, raha tsisy Anao.


I
Na mandrahon aza, ny androko anio
Toa takona ao ambadika ao , io masoandro io.
Tsy ho kivy anefa , ny ao anatiko ao
Hitraka , Tompo o! Fa manana Anao.


II
Na handao ahy aza , izao rehetra izao
Tsy manan-kianteherana aho afa-tsy Ianao
Tsy hitady olon-kafa intsony aho Tompo o!
Fa tena ampy ahy tanteraka raha Ianao


·